|
|
|
|

Entrée 1  ampanenoina
Radical  2 neno
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  ary sarinety roa lehibe teo andrefan-trano ampanenoina mandrakariva. [2.48#1176]
8  kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka [2.499#25]
9  na araka ny hevitry ny sasany, dia milaza fa tokony hiato kely ny feon' ny mpihira, fa ny trompetra ihany no ampanenoina. [1.38#861]

Mis à jour le 2026/04/19