|
|
|
|

Entrée 1  ampijalina
Radical  2 jaly
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en anglais  7 to be made to suffer; to be tortured [1.7]
Explications en français  8 qu'on fait souffrir; qu'on torture [1.8]
Exemples  9  Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy. [2.472#]

Mis à jour le 2026/04/19