|
|
|
|

Entrée 1  ampirehetana
Radical  2 rehitra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en français  [1.3]
Exemples  8  Tsy hisy hampirehetana afo ny tranonareo amin' ny sabata [2.996]
9  Mba tsy hiandrasako ela, nampirehetany feran' arina aho ary dia nopasohiko lena ny akanjoko [2.4#91]
10  Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony [2.996]

Mis à jour le 2026/04/19