|
|
|
|

Entrée 1  ampitahaina
Radical  2 taha
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka ny akanjoko raha ampitahaina amin' ny anao [1.1]
Explications en anglais  9 to be compared [1.7]
Explications en français  10 qu'on compare [1.8]
Exemples  11  Raha ampitahaina amin' izany ny olona ankehitriny? [2.245#]

Mis à jour le 2026/04/19