|
|
|
|

Entrée 1  ampitoerana
Radical  2 toetra
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en français  [1.3]
Exemples  8  mihady fasika eo ampitoerana eo ny lohaliny sy ny tongo-keliny. [2.470#7]
9  Niala daholo ny fahakiviana rehetra, ka nody ny ain-dRandrianalvo, tsy tsaroany intsony ny hasasarana sy ny hanoanany, ka renoky ny torimaso teo ampitoerana izy, ary nanonofy. [2.324]

Mis à jour le 2026/04/19