|
|
|
|

Entrée 1  ampitondraina
Radical  2 tondra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Navoakako ny vola arivo ariary nampitondrain' i Vola ahy handoavako ny [2.4#39]
8  ary tsy misy mahita ny olona, ny marary hiany no mahita ny ampitondraina azy; [2.48#643]
9  Ireny olona ireny no ampitondraina vola ka hafarana zavatra kely tiana hovidiana, tsy mahandry ny tsenan-Jomà. [2.470#134]

Mis à jour le 2026/04/19