| Entrée | 1 ampitovina |
| Radical | 2 tovy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en anglais |
7 to be made equal; to be compared
[1.7] |
| Explications en français |
8 qu'on rend égal ; qu'on compare
[1.8] |
| Exemples |
9 Hitako fa nilaina tokoa ny olona mahay manoratra tsara, satria ny soratra atovana, dia ampitovina amin' ny efa misy eo amin' ny taratasy tsirairay.
[2.4#]
|
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|