|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  amy
Partie du discours  2  préposition [Liste complète]
Morphologie 
3  Présent :
4  Passé :
Explications en malgache  5 teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony, ka milaza:
6 a) fitaovana enti-manao asa: manoratra amin'ny penina.
7 b) fomba: mihira amin-karavoana.
8 c) fotoana: miainga amin'ny fito maraina.
9 e) olona itenenana: miresaka amin-dRakoto.
10 f) fiarahana: miaraka amin'ny amboalambo; vary amin-dronono.
11 g) faritra: mandray zaza amin'ny sandriny.
12 h) fanamarinana ny hoe: araka ahy, araka anao...; amiko tsisy vidiny ny vola azo amin'ny tsy rariny.
13 i) toerana: hisakafo any amin'i dada izahay anio; (marihina fa raha milaza toerana ny amy dia tsy maintsy ialohana mpamaritra matoanteny milaza toerana mandrakariva koa: eto, eo, any, atsy...: mivory atsy amin'ny ben'ny tanàna ny loholona) [1.1]
Explications en anglais  14 used before ny, as amy ny, or amin' before a vowel. With, in, at, to, from, etc. In past tense, tamy, When, on, among, from, etc. The prepositional prefixes a-, am-, an-, appear to be contractions of this word, and form a large number of prepositional phrases. Amy is used after nearly all intransitive verbs when governing an indirect accusative. [1.2]
15 preposition with an all-purpose meaning depending on context: with, at. [1.7]
Explications en français  16 préposition dont le sens dépend du contexte: avec, à, en. [1.8]
17 Pour: Mafana loatra amin' izao tonontaona izao ity akanjo ity (Cet habit est trp chaud pour la saison) [1.66.fr#740]
18 avec, dans, à, de, en, chez. Miaraka amiko izy: il vient avec moi. Ny aminy: au sujet de. Vita ny amiko: je suis un homme fini. Ny any aminay: chez nous. Vary aman-dronono: du riz au lait. [1.5]
Autres orthographes  19 amina
Combinaisons  20  84 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot amy
Proverbes  21  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 22  amy
Partie du discours  23  nom
Dérivés 
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  27 Enti-milaza fitafiana mihaja fenti-mihaingo [1.1#65]
Explications en français  28 costume, tenue militaire; par extension: toilette, parure [1.3#30]

Anagrammes  amy, 29 ima, 30 may, 31 mia

Mis à jour le 2026/04/22