|
|
|
|

Entrée 1  andoavana
Radical  2 loa
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3#406]
Exemples  8  Lazaina fa "tompon' ny aina " izy ary izany mahatompon' ny aina azy izany no anton' ny andoavana ny " variraiventy isan' olo-miaina. [2.366#]
9  Ny zaza lahy vao teraka andoavana ariary indray isan-jaza, rehefa lahy mbola tsy nandoa teo 361 Niherina indray ny taona nanorenana ny fiadidiana ny kamboty; [2.59#]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 andavoana, andoavana

Mis à jour le 2026/04/21