|
|
|
|

Entrée 1  andrefesana
Radical  2 refy
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en français  [1.3#521]
Exemples  8  Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana. [4.27#]
9  ary azo lazaina koa fa io no andrefesana ny fahalalàna sy ny fahamendrehan' izay firenena na izay olona izay, na dia faran' izay tso-piaina aza izy. [2.296#]

Mis à jour le 2026/04/19