|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  andro
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adverbes :
Explications en malgache  12 [Bara] masoandro, orana: Avy ñy andro [1.78]
13 Fotoana manelanelana ny misasak' alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo andro tany Antananarivo izahay
14 Ny fotoana anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe ny fotoana manelanelana ny fipoirany sy ny filentehany, na hoe adiny roa ambin' ny folo (mifanohitra amin' ny alina): Fohy ny andro rehefa ririnina, fa ny alina kosa lava
15 Taratry ny masoandro: Misakisaha fa tratran' ny andro ianao eo
16 Fotoana nisehoan-java-dehibe, na nanjakana mpanjaka malaza iray: Amin' izao andron' ny baomba atomika izao ~ Efa nanomboka ny fandrosoana tamin' ny andron-dRadama rainy
17 Ny fiainan' ny olombelona eto an-tany: Fohy ny andron' ny zanak' olombelona, hoy ny Soratra Masina
18 Vintana: Ratsy andro, hono, itỳ zaza itỳ, araka ny filazan' ny mpanandro
19 Toetran' ny habakabaka, ny rivotra, ny hafanana sy ny hatsiaka: Tsara ny andro androany fa manga ny lanitra ~ Mangatsiaka ny andro amin' ny ririnina
20 Fotoana: Vary andro foana eto aho [1.1]
Explications en anglais  21 the day, the daytime; a period. [Mal. hari; Dyak andow.] [1.2]
22 a day; an epoch or period
23 a great day [1.7]
Explications en français  24 jour, temps [1.8, 1.5#65]
25 époque [1.5#65]
Vocabulaire  26  Temps
Combinaisons  27  188 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot andro
Proverbes  28  Proverbes contenant ce mot
Article  29 Randzavola: andro ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/3) 30  andro
Partie du discours  31  nom
Morphologie 
32  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  41 action de se baigner, bain [1.3]
Combinaisons  42  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot andro

Entrée (3/3) 43  andro
Partie du discours  44  nom
Morphologie 
45  Simple :
Explications en malgache  46 [Antesaka] habokana [1.78]
Explications en français  47 [Antesaka] lèpre [1.82]
Vocabulaire  48  Santé

Anagrammes  andro, 49 droña, 50 ndrao, 51 ondra

Mis à jour le 2026/04/21