|
|
|
|

Entrée 1  anendrena
Radical  2 tendry
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3#695]
Exemples  8  Ary hoy izahay, tsara izany, fa aza atao ela loatra no anendrena ny andro. [2.366#194]
9  Isaky ny foko antaimoro sy antambahoaka manana Sorabe, dia misy fianakaviana manana adidy manokana nifandovany, ka ao amin' io fianakaviana io no matetika anendrena ny Katibo. [2.508#221]

Mis à jour le 2026/04/19