| Entrée | 1 angaha |
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
5 Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana tahaka ny angamba ary entina misolo azy raha manontany: Lasa angaha Rakoto teo? na raha manisikevitra somary maneso: Sasatry ny miaina angaha izato izy no manaonao foana ohatra itsy!
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 perhaps
[1.7] |
| Explications en français |
7 peut-être?
[1.3#43, 1.8] 8 c’est possible: Handeha koa angaha hianao (Seriez-vous peut-être au nombre des partants?) ~ Angaha tsy ho avy izy (Il ne viendra peut-être pas) [1.3#43] |
| Exemples |
9 Vita angaha izao fanadinan' ise?
[2.643#]
10 Masiaka angaha ny ray aman-dreninao? [2.4#] |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|