|
|
|
|

Entrée 1  angalarina
Radical  2 halatra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Enti-milaza zavatr' olona alaina tsy andrariny: Nangalarin' i Koto ny kanetinay [1.1]
Explications en anglais  9 to be stolen, to be taken away. [1.2]
Exemples  10  Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony. [4.27#]
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21