|
|
|
|

Entrée 1  angonina
Radical  2 angona
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin' ny toerana iray: Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1]
Explications en anglais  9 to be collected, assembled, or gathered together. [1.2]
Exemples  10  Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#]
11  Mandoa ariary roa isam-bolona izahay, ary angonina daholo ireo vola ireo. [2.332#]
12  Koa raha eto no misy mianjera tsy dia taolana sisa angonina ao anaty rano ao, hoy i Voahirana. [2.895#]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 anangony, angonina, 15 aningano, 16 anongany

Mis à jour le 2026/04/21