|
|
|
|

Entrée 1  anjaika
Radical  2 zaika
Partie du discours  3  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  9 Fahavoriana lehibe manetriketrika iraratana amin' ny haingo; lanonana. [1.1]
Explications en anglais  10 a concourse of people splendidly arrayed, as on occasions of public rejoicing. [1.2]
Explications en français  11 réunion solennelle, réception [1.8]
Exemples  12  Tovolahy nikoizana tamin' ny bikany sy ny tarehiny izany, ry Sahondra, ka toy ny lanonana tsy hary fomba ny anjaika tsy nahitana azy, ary noho izany dia nifandrombahan' ny fianakaviana teto amin' ny renivohitra ny nifanerasera taminy. [2.529#]

Anagrammes  anjaika, 13 ijakana

Mis à jour le 2026/04/19