|
|
|
|

Entrée 1  anjonoana
Radical  2 jono
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en français  [1.3#300]
Exemples  8  Fony mbola ny zokiolona ihany no afaka nitantara, dia amin'ny fotoana mahavory ny mpianakavy, amin'ny folaka andro harivariva na alina, ka amin'ny vanim-potoana tsy ihazana, na anjonoana na ikarakarana ny fambolena no anatanterahana ny harivolana. [2.606#86]

Mis à jour le 2026/04/19