|
|
|
|

Entrée 1  ankalazaina
Radical  2 laza
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en anglais  8 to be glorified; to be reported as having done something bad [1.2]
Explications en français  9 qu'on glorifie, qu'on célèbre [1.3, 1.5]
10 qu'on publie, qu'on remercie [1.3]
Exemples  11  Ny fombam-pivavahana sy ny fisoronana no ankalazainy indrindra; [1.38#34]
12  Fety lehibe no ankalazaintsika rahampitso (Demain nous célébrons une grande fête) [1.3]
13  Ankalazain'ny zavatra voary rehetra ny fahendren'Andriamanitra (Toutes les créatures publient la sagesse de Dieu [1.3]
14  17 taona tokoa izay, no nankalazaina ny andron' ny 3 may, andro iraisam-pirenena ho amin' ny fahalalahan' ny asa fanaovan-gazety eran-tany [4.12]

Mis à jour le 2026/04/19