|
|
|
|

Entrée 1  ankamasinina
Radical  2 masina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Anaovana fombam-pivavahana mba ho masina, hahazo hery, fahefana: Hamasino ireto fanatitra ireto, Zanahary ô!
9 Hajaina, tsaohina: Hohamasinina anie ny anaranao [1.1]
Explications en français  10 Qu'on consacre, qu’on sanctifie, qu on bénit, qu'on adore, qu’on honore, sur quoi on s'appuie. [1.3#223]
Exemples  11  Tsy misy izany, ry ise hoy ilay manamboninahitra, fa ny Andriana no mamy ary ny teniny no ankamasinina, ka ny mandeha tsy zoto, ary ny mijanona tsy laina, fa raharaha ifanomanana, ka izay mety sy ifanarahana no atao. [2.587#]
12  Noho izany, nadio fitondran-tena izy, tamin' ny namoahan-dRanavalona II ny Lalàna (Andininy faha-8) nandrara ny fampirafesana, sy ny Lalàna nanao ho andro ankamasinina ny andro alahady, tao an-tempoly, ho an' ny protestanta, tao am-piangonana, ho an' ny katolika. [2.270#]
Synonymes  13 hamasinina

Mis à jour le 2026/04/22