|
|
|
|

Entrée 1  anovozana
Radical  2 tovo
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Exemples  8  Izy ireo no nanovozako ny fanaovana ny kabary malagasy [2.559#5]
9  Inty ny tavoahangy hanovozanao rano (Voici une bouteille pour puiser de l'eau) [1.3#737]
10  Zavatra telo no anovozana ny hanina : famaky, fandraka ary saoka (sotrobe no ataon' ny Bara hoe saoka. [1.353#]

Mis à jour le 2026/02/26