| Entrée | 1 antafika |
| Radical | 2 tafika |
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
| Dérivés |
|
| Explications en français |
5 en expédition, à l'armée, à la guerre
[1.3] |
| Exemples |
6 Tamin' ny andro niverenan' ny olona avy tany antafika dia revom-pifaliana ny vahoaka
[1.38#150]
7 Dia tonga ny aviany antafika nentin dRainimanonja 14 Vtra, Niakatra andro Alakamisy 25 Alakarabo. [2.59#31] 8 Ary izany koa no lazaiko aminao, ny ataonao hoe tsy hividy ary tsy hanandevo olona ary izay azo any antafika dia tsy vonoina. [2.366#] |
| Anagrammes | antafika, 9 antifaka, 10 fitanàka, 11 tafanika |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|