| Entrée | 1 antenaina |
| Radical | 2 antena |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy
9 Ampoizina: Fandresena no nantenaintsika rehetra, hoy ilay mpitari-tafika, kanjo faharesena itỳ no hita 10 Andrasana: Rakoto no nantenain' ny mponina kanjo Rabe no tonga [1.1] |
| Explications en anglais |
11 to be hoped for
[1.2, 1.7] 12 to be expected [1.2] |
| Explications en français |
13 qu'on espère, qu'on attend
[1.3, 1.8] |
| Exemples |
14 Koa dia ny adala misy antenaina kokoa noho izy.
[2.285#184]
15 Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina? [4.27] 16 antenaina fa mbola hisy ny mpamakafaka lalindalina kokoa. [2.298#7] |
| Combinaisons | 17 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot antenaina |
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | antenaina, 19 atiñanañe, 20 ientanana |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|