|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  antra
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  13 Fatra-pangoraka, fatra-pihetsi-po mahita ny fahorian' ny hafa: Antra olona iny vehivavy iny fa tsy mitsahatra ny manome zavatra an' izay mangataka aminy [1.1]
Explications en anglais  14 compassionate, feeling pity [1.7]
Explications en français  15 humain [1.66.fr#494]
16 compatissant, charitable [1.3, 1.8]
Exemples  17  antra olona izy [1.3#55]
18  Hoy ianareo hoe mba antra na nitsetra ahy ny mpijery? [2.4#89]
19  Lehilahy tsy manana fo mba antra sy mangoraka ianao, Andriamatoa! [2.528#150]
Combinaisons  20  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot antra

Entrée (2/2) 21  antra
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23 Alahelo, fangorahana, fitserana, fihetseham-po te-hamonjy nahanampy: Lehilahy be antra iny lasa iny [1.1]
Explications en anglais  24 pity, compassion, tenderness, charity. [1.2]
Vocabulaire  25  Emotions

Anagrammes  antra, 26 ranta

Mis à jour le 2026/04/19