|
|
|
|

Entrée 1  antsoharaina
Radical  2 antsohara
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Hosorana rano mba ho mafimafy kokoa (ny vilany vaovao)
9 Fotopotorana na hamafisina tsara: Isika izao: velona iray trano, maty iray fasana; fihavanana tsy misy hoantsoharaina ny antsika (kabary am-panambadiana) [1.1]
Explications en anglais  10 to be seasoned or tempered, as in antsohara. [1.2]

Mis à jour le 2026/02/04