| Entrée | 1 aposaka |
| Radical | 2 posaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan' ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra
9 Ambara: Aposaho ny hevitrao famihaino izahay [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to be shown; to be revealed
[1.7] |
| Explications en français |
11 qu'on montre, qu'on révèle
[1.8] |
| Anagrammes | 12 apasoka, aposaka |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|