|
|
|
|

Entrée 1  arafitra
Radical  2 rafitra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Araikitra, ampiadina, apetaka [1.1]
Explications en anglais  9 used of the various pieces of a thing that are to be joined together to form a whole. [1.2]
10 to be constructed [1.7]
Explications en français  11 à construire, à ajuster, à faire quereller [1.3]
12 qu'on construit, qu'on ajuste, qu'on assemble [1.8]
Exemples  13  nony voa taona ny vato korakórana madinika dia arafitra; [2.48#258]
14  ny tena hidy dia hazo lehibebe tsy miala, fa arafitra amin' ny varavarana, ary raha aroso, dia miditra ao amin' ny tolam-baravarana ka manidy ny varavarana. [1.38#32]

Anagrammes  15 afaritra, arafitra, 16 arifatra

Mis à jour le 2026/04/19