|
|
|
|

Entrée 1  araikitra
Radical  2 raikitra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Araiketo amin' ny rindrina itỳ sary itỳ. Araiketina ny varabarana fa hetsiketsehin' ny rivotra
9 Araiketo ao antsaina tsara izany anatra izany
10 Tapahina, vitaina, faranana: Aoka haraikitra amin' izay itỳ raharaha itỳ fa efa nitarozaka ela loatra [1.1]
Explications en anglais  11 used of something to be stuck to something else, or something agreed upon. [1.2]
12 to be stuck to something [1.7]
Explications en français  13 à attacher, à fixer, à conclure [1.3]
14 qu'on colle sur une chose [1.8]
Exemples  15  Araikitra amin' ny hazo ireo tariby ireo. [2.117]
16  Ny voady amam-pianianana rehetra amehezany tena hampahory ny fanahiny, dia azon'ny lahy araikitra, ary azon'ny lahy foanana. [2.996]

Mis à jour le 2026/04/19