|
|
|
|

Entrée 1  aravona
Radical  2 ravona
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao mitovy tantana: Tokony haravona ny tany alohan' ny hanorenana trano
9 Ampitovina; zaraina mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe: Tokony haravona daholo hono ny haren' ny olona rehetra, hoy ireo mpandinika sasany momba ny fitantanan-karenam-bahoaka [1.1]
Explications en anglais  10 to be levelled; to be averaged [1.7]
Explications en français  11 qu'on nivelle; qu'on aplanit; dont on fait la moyenne [1.8]

Anagrammes  aravona, 12 arovana, 13 voanara, 14 voarana

Mis à jour le 2026/04/19