|
|
|
|

Entrée 1  arenina
Radical  2 arina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana
9 Atao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano
10 Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo [1.1]
Explications en anglais  11 to be levelled; to be set upright [1.7]
Explications en français  12 qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb [1.8]
Exemples  13  arenina ho tanimboly ny eo an-tenatenany. [2.117#]
14  Mbola tsy voakaonty ankehitriny ny zavatra simba tsy azo arenina eo amin' ny tontolo iainana aterak' ireo tetikasa ireo; [4.27#]
15  Heverin' ny Malagasy kosa anefa fa miavaka ihany ny vintana, dia izy azo arenina : misy tena manatona mpanandro mihitsy hanao an' izany; [2.285#]
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 anerany, arenina

Mis à jour le 2026/04/21