|
|
|
|

Entrée 1  aripaka
Radical  2 ripaka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano ka rova. / Naripaky ny gripy ny mponina teto tamin' ny taona 1919 ka izaitratra no maty
9 Aringana, maty daholo: Naripaky ny fahavalo ny olona nipetraka tamin' ireo trano ireo
10 Fonganina, levonina, tsy misy asiana miangana, atao majifa: Naripaky ny ankizy ny palsony ka tezitra izaitsizy Ra koto [1.1]
Explications en anglais  11 to be destroyed en masse [1.7]
Explications en français  12 qu'on couche ou extermine en masse [1.8]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  aripaka, 14 pariaka

Mis à jour le 2026/04/21