| Entrée | 1 asiana |
| Radical | 2 isy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: Asio sira ny laoka
9 Velezina, vonoina amin' ny kapoka, ampiharana fahavoazana, na ara-batana na ara-tsaina: Nasiana tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nasian-dRakoto teny ratsy Rabe 10 Enti-milaza toerana hanorenan-trano: Nasiana trano teo andrefanay; 11 -- toerana ambolena zavatra: Asio vomanga itỳ sombin-tany itỳ; 12 -- toerana ametahana zavatra: Asio bokotra kely itỳ akanjoko 13 -- toerana ametrahana zavatra: Nasiany voninkazo ny latabatra fiasako [1.1] |
| Explications en anglais |
14 to have something put with it or into it
15 to be struck or attacked [1.7] |
| Explications en français |
16 où l'on met
17 qu'on frappe, qu'on attaque [1.8] |
| Exemples |
18 Diovina avy eo ary asiana sira.
[2.117#]
19 Ary andrefan-trano no asiana azy. [2.442#] 20 Dia asiana volafotsy eo amin' ny vozon' ny voatavo arivolahy. [2.508#] |
| Combinaisons | 21 5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot asiana |
| Proverbes | 22 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 23 anaîsa, 24 Aniasa, 25 asaina, asiana, 26 iasaña, iasana |
| Mis à jour le 2026/08/15 |
|