|
|
|
|

Entrée 1  asolo
Radical  2 solo
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao solo: Itỳ antsipika itỳ asolo ilay anao verin' ny zanako [1.1]
Explications en français  9 Celui ou ce qui sert à remplacer: Inty ny boky asoloko ny anao very (Voici un livre pour remplacer le vôtre qui est perdu) [1.3#623]
Exemples  10  fa ataonao tompokolahy sy tompokovavy no asolo ny anarany enti-manona azy? [2.59#200]
11  Ary rehefa manao izay hevitra tokony hahalatsaka azy ianareo, ka tsy raisiny ihany, dia soloy, kanefa aza vola madio no asolo azy. [2.366#138]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  asolo, 13 solao

Mis à jour le 2026/04/21