|
|
|
|

Entrée 1  atolotra
Radical  2 tolotra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Aroso omena amin' ny tanana: Atolory azy io boky io
9 Omena am-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy hita maso Indrindra: Atolotro anao ny fahefana / Natolony azy ny fony [1.1]
Explications en anglais  10 to be presented to someone [1.7]
Explications en français  11 à offrir, ce qu'on offre [1.3]
12 qu'on présente à quelqu'un [1.8]
Exemples  13  Dia atao ny an-doha ley volatsivaky, dia atolotra ny mpandray. [2.48#291]
14  Na ny tanindrazana izay no misy faritra avela hilibany, na ny fahaleovantena no tsy maintsy ampandeferina eo anatrehany, na ny firaisam-pirenena no atolotra hopotehiny. [2.503#5]
Combinaisons  15  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot atolotra
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21