| Entrée | 1 atondritra |
| Radical | 2 tondritra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Atodika
9 Atolaka (hadisoana) 10 Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin' ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito io zaza io fa hivalana [1.1] |
| Explications en français |
11 à courber, à diriger vers; à rejeter sur
[1.3] |
| Autres orthographes | 12 atondrotra |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|