| Entrée | 1 atsoboka |
| Radical | 2 tsoboka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Ampidirina ao anaty rano: Atsobok' Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto
[1.1] |
| Exemples |
9 atsoboka anaty daba feno ditsaka ny lohan' ilay olona.
[2.472#]
10 Fa nony nataon' Andrianampoinimerina didy ny tangena dia natsahatra ny tanana atsoboka sy ny lelantsy nodorana ary ny sosoa mora. [2.508#] |
| Anagrammes | atsoboka, 11 botsoaka, 12 kotsabao |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|