|
|
|
|

Entrée 1  averina
Radical  2 verina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia
9 Lazaina indray: Avareno izay lazaiko
10 Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana
11 Asaina miverina: Naverina ilay iraka
12 Aterina: Tsy mbola naverin' ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy
13 Ampodìna: Naveriny ho amin' ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania [1.1]
Explications en anglais  14 Used of something returned or sent back [1.2#753]
Explications en français  15 Qu’on fait revenir, retourner, qu’on rend, qu’on rapporte, qu’on ramène, qu'on répète, qu'on redit: Vao lasa kelikely ny mpitondra entana dia naverina (Le porteur de paquets était à peine parti, qu’on l’a fait revenir) ~ Tsy mbola naverina ny hetiko (On ne m’a pas encore rendu mes ciseaux) [1.3#828]
Exemples  16  Manao ahoana iry olona iry raha averina? [2.298#46]
17  Andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#]
18  Raha misy ambiny ny vola dia averina any aminy. [2.356#]
Proverbes  19  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21