|
|
|
|

Entrée 1  banga
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  17 Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany
18 Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana
19 Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [1.1]
Explications en anglais  20 having gaps, as hedges, etc.;
21 having lost teeth, as a person, or a saw, etc.;
22 wanting some to make up the required or stipulated number. [1.2]
23 gap; having gaps [1.7]
Explications en français  24 brèche où il manque une dent [1.8]
Exemples  25  Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra! [1.274]
Combinaisons  26  4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot banga
Proverbes  27  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21