|
|
|
|

Entrée 1  banjinina
Radical  2 banjina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Jerena maharitra tsy mipy: Mankarary maso ny masoandro raha banjinina
9 Jerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra: Banjino ny sarin'i Kristy mihantona eo amin'ny hazo fijaliana. [1.1]
Explications en anglais  10 to be stared at, to be looked at earnestly. [1.2, 1.7]
Explications en français  11 qu'on regarde fixement [1.8]
Exemples  12  Filamatra azon' ny tanora banjinina izany [2.508#4]
13  Izany hoe tsy ny toetra na ny fomba amam-panaon' ny olona no banjinina sy andrianina, fa ilay olona amin' ny maha-izy azy fotsiny izao [2.285#96]

Mis à jour le 2026/04/19