| Entrée | 1 bedibedy |
| Radical | 2 bedy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
17 Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ
18 Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa 19 Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy body alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny 20 Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatraaho fa tsy nahavita ny entimody [1.1] |
| Explications en anglais |
21 tattle, loquacity, idle talk, chichat. [Onomatopoetic; comp. Gr. Battologien; Hbe. Bata; Eng. Babble.]
[1.2] 22 prattling, idle talk; a scolding [1.7] |
| Explications en français |
23 paroles oiseuses ; action de gronder
[1.8] |
| Exemples |
24 Efa tapitra va izay ny bedibedy foana?
[2.996]
25 Fa mihoatra noho izany, ny ankabeazan' ny toriteny reko tamin' izany dia tori-teny hatsikana, bedibedy foana. [2.285#115] 26 Tsy nataon-dRamanambeloma taminy intsony ireo ompa variraraka sy bedibedy fandreny sy mampihorona ny hodi-dihany. [2.470#163] |
| Synonymes | 27 bedy |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|