| Entrée | 1 bibibiby |
| Radical | 2 biby |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
5 Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika
[1.1] 6 jereo bibibibin' olona [1.78] |
| Explications en anglais |
7 brutal, obstinate
[1.2] |
| Exemples |
8 Ny zaza novelomin'ny biby ohatra dia lasa bibibiby ihany koa.
[2.606#]
9 Noho ny toe-javatra hitako na nihatra tamiko tato anatin' ny indroa andro, efa lasa bibibiby izany aho. [2.4#] |
| Combinaisons | 10 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot bibibiby |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|