|
|
|
|

Entrée 1  binata
Radical  2 bata
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [1.1]
Explications en anglais  8 [passive with infix] [1.2]
Explications en français  9 porté, soulevé [1.3#76]
Exemples  10  Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643#]
Synonymes  11 voabata

Anagrammes  binata, 12 tinaba

Mis à jour le 2026/04/22