|
|
|
|

Entrée 1  bonaika
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  9 Malemy paika, mora be sady toa tsy mihetsika mahery; tsy be pelipelika eo am-pipetrahana na eny am-pandehanana: Zazalahy bonaika iny zanakao iny, Ramatoa: fady azy izay hiadiady amin' ny namana na hipelipelika any am-pianarana [1.1]
Explications en anglais  10 mild, gentle, quiet, pacific, easy, bland, affable [1.2]
11 peaceful, easy-going [1.7]
Explications en français  12 [Tankarana] paisible ; ne rien faire. [1.19]
13 paisible, pacifique [1.8]
Synonymes  14 boneka

Anagrammes  15 baikona, 16 bokaina, bonaika, 17 kobaina, 18 Kobiana

Mis à jour le 2026/04/22