|
|
|
|

Entrée 1  boredika
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  19 Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny
20 Teny tsy fantatra, teny baiko. [1.1]
Exemples  21  Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika? [2.643#]

Mis à jour le 2026/02/26