|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  botanaka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  7 Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony
8 Mivonto na mibontsina. [1.1]
Explications en français  9 énorme, boursouflé, ventru [1.3#87]
Autres orthographes  10 botataka
Synonymes  11 botinaka

Entrée (2/2) 12  botanaka
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14 Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [1.1]
Vocabulaire  15  Zoologie: invertébrés

Anagrammes  botanaka, 16 tabonaka

Mis à jour le 2026/04/22