|
|
|
|

Entrée 1  didiana
Radical  2 didy
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony /Nodididian' iza itỳ akanjonao itỳ?
9 Ampanaovina, asaina atao: Efa nodidian' ny Fanjakana izany
10 Omena didy, omena baiko: Didiako ianao hivoaka ny trano [1.1]
Explications en anglais  11 to be cut, to be ordered [1.2]
12 to be cut
13 to be commanded [1.7]
Explications en français  14 qu'on coupe
15 à qui on commande [1.8]
Exemples  16  Ny ila sofiny didiana hisy ra mijananàka. [2.1022#]
17  fa izany fampodianao ny vadiko izany, matavy ka tsy azo didiana. [2.69#]
Combinaisons  18  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot didiana
Proverbes  19  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  20 adidina, didiana

Mis à jour le 2026/04/21