|
|
|
|

Entrée 1  dihizina
Radical  2 dihy
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ifaliana anaovana dihy: Vaovao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina [1.1]
Exemples  9  Ny fanambadiana hoy izy, dihizina amboalohany [2.59#180]
10  Ny sasany dia marary ka dihizina, ireo no atao hoe « Bilo » [1.353]
11  fa rehefa maty kosa vao dihizina sy ilanonana havaloana vao alevina ny razana. [2.113#51]
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21