|
|
|
|

Entrée 1  dorana
Radical  2 dotra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ampirehetina, asiana amin' ny afo: Nodoran' ny olona ny tanety
9 Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy
10 Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana [1.1]
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 Andora, 13 andrao, 14 androa, 15 darona, dorana, 16 radona, 17 rodana

Mis à jour le 2026/04/21