|
|
|
|

Entrée 1  doroana
Radical  2 doro
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ampirehetina, tsoloana afo: Doroy ireto fako ireto [1.1]
Explications en anglais  9 to be burned [1.7]
Explications en français  10 qu'on brûle, qu'on incendie [1.8]
Exemples  11  Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka. [2.59#289]

Anagrammes  12 andoaro, 13 arodano, 14 arodona, doroana

Mis à jour le 2026/04/19