|
|
|
|

Entrée 1  eboebo
Radical  2 ebo
Partie du discours  3  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  13 Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra [1.1]
Exemples  14  Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [2.472#148]
Synonymes  15 ebo
Analogues  16  ajokajoka, 17  akoholahy fahavaratra, 18  be beso, 19  be ebo, 20  be rehaka, 21  be vava, 22  doradora, 23  edikedika, 24  edinedina, 25  hakevohana, 26  kasikasy, 27  lasanko vavany, 28  mampilahendrena, 29  matavy an-delany, 30  rehareha, 31  sehaseha, 32  tehoderaina, 33  tia dera, 34  tia doka, 35  tsy maty am-bavany

Mis à jour le 2026/04/22