|
|
|
|

Entrée 1  efapolo
Mots élémentaires  2 efatra, 3 folo
Partie du discours  4  adjectif
Dérivés 
Adverbes :
Explications en anglais  6 Forty [3.1]
Explications en français  7 Quarante [3.1]
International  8 40 [3.1]
Exemples  9  efapolo no natsipiko teo. [2.4#76]
10  Dia nandry efapolo taona ny tany. [2.996]
11  Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472#223]
Vocabulaire  12  Mathématiques: arithmétique
Tableaux et planches  13  Les nombres
Article  14 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Mis à jour le 2026/04/19